|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanakoro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina manakoro na manorokoro, mariakorontana, mampisafotofoto; fomba entina maniera, mandrodana
Fototeny  4  koro
Tovy hevitra  5  fanorokoro

Teny iditra (2/2)6  fanakoro
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] fomba entina mambory sofina
Fototeny  9  koro
Tovy hevitra  10  fanorokoro

Fivaditsoratra  11  fanakoro, fanoroka, kaforano, korofana, naforako, narafoko, nofarako, nokarofa, norakofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21