Teny iditra | 1 fanorokoro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manakoro na manorokoro, mariakorontana, mampisafotofoto; fomba entina maniera, mandrodana |
Fototeny | 4 koro |
Tovy hevitra | 5 fanakoro |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |