Teny iditra (1/2) | 1 fanakoro |
Fototeny | 2 koro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manakoro na manorokoro, mariakorontana, mampisafotofoto; fomba entina maniera, mandrodana |
Tovy hevitra | 5 fanorokoro |
Teny iditra (2/2) | 6 fanakoro |
Fototeny | 7 koro |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] fomba entina mambory sofina |
Tovy hevitra | 10 fanorokoro |
Fivaditsoratra | 11 fanakoro, fanoroka, kaforano, korofana, naforako, narafoko, nofarako, nokarofa, norakofa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |