Teny iditra fanalahidy
Singan-teny fanala ; hidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tapa-by voavoatra aiditra ao amin' ny hidim-baravarana ka mampihetsika ny lelan' ny hidim-baravarana mba hanidy na hamoha ny varavarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [hidy, a lock.] a key. See lakile. [1.2]
 A key [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La clé d'une serrure [1.8]
 Clé, clef [1.13]
Ohatra 
1ny vatako, hidio ary tahirizo any amin' ialahy ny fanalahidy. [2.472]
2Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray. [2.529]
3Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny. [2.4]
Mpanahaka  fanala gadra ~ lakile
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/20