|
|
|
|

Teny iditra1  fanalahidy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tapa-by voavoatra aiditra ao amin' ny hidim-baravarana ka mampihetsika ny lelan' ny hidim-baravarana mba hanidy na hamoha ny varavarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [hidy, a lock.] a key. See lakile.
5  [1.7] a key
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] la clé d'une serrure
7  [1.13] clé, clef
Ohatra  8  [2.472#] ny vatako, hidio ary tahirizo any amin' ialahy ny fanalahidy.
9  [2.529#] Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray.
10  [2.4#] Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny.
Singan-teny  11  fanala, hidy
Mpanahaka  12  fanalagadra, lakile
Lahatsoratra  13  Randzavola: fanalahidy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  14  fahaladiny, fanalahidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21