Teny iditra | fanalalana (alalana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manalalana, manelanelana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on envoie comme intermédiaire, à qui on envoie un intermédiaire, qu'on traite par un intermédiaire; manière d'envoyer, de traiter [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |