Teny iditra alalana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanelanelanana
Asa ataon' olona izay misolo tena mangata-javatra na fahasoavana ho an' olona iray hafa: Tamin' ny alalan' ny sakaizako no nahazoako io toerana io
Fanalalana, fanelanelanana (Tsy tokony hampiasaina mba hisolo ny teny hoe lalana io teny io toy ny mahazatra ny maro izay manao hoe: Nahazo alalana, mangataka alalana hanao izao aho; fa ny tokony ho izy dia: Mangata-dalana, nahazo lalana)
Iraka na zavatra mampitohy ny andaniny sy ny an-kilany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [a, prep., and lalana, way, road.] The agent or person between parties in communication with one another; a messenger, a mediator, a "go-between;" the communication carried by an intermediate person. [1.2]
 A going between [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Message, entremise, médiation, intercession, intermédiaire, messager, entremetteur, médiateur, intercesseur, parlementaire [1.3]
 Entremise, médiation [1.8]
Ohatra Tsy manana alalana hanadino sy handà ny tanindrazany sy ny fireneny izy, ka hihevitra ireny ho toy ny tsy misy! [2.583]
Haiendriteny 
Tsotra : alalana
Tovonana : alalan'
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11