Teny iditra fanala tontona (ala)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fitaovana entina mitsinjara ny vesatra amin'ny kodiarana sady analefahana ny fitontonana [SLP 1986]
Famaritana frantsay suspension [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2009/12/10