Teny iditra | fanalehibeazana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fandikana frantsay | agrandissement ¶ fanalehibeazana lavaka: alésoir. ¶ fanalehibeazana lavaka minify kitsoloha: alésoir conique. ¶ fanalehibeazana lavaka minify mahitsy: alésoir à taille droite. ¶ fanalehibeazana lavaka minify miezana: alésoir expansible. ¶ fanalehibeazana lavaka minify miolika: alésoir à taille hélicoïdale [SLP 1986] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |