|
|
|
|

Teny iditra1  fanalo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Anarana nentina nilazana ireo tandefona mahay sy be herim-po ary mailaka [1.1]
Ohatra  4  Indreo ianareo fanalo Manisotra, hoy ny Ombalahibemaso sady nitsiky izy [2.298#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  6  falano, fanalo, fanola

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09