Teny iditra | fanalolahy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Taisaka, Tambahoaka] mahery fo [Rakotosaona 1975] | |
[Taimoro, Taisaka] miaramila mpitondra lefona [Rakotosaona 1975] | ||
[Taimoro, Taisaka, Tanosy] mpiady [Rakotosaona 1975] | ||
miaramila na tandefona mahay sady mahery an' ady [Rajemisa 1985] | ||
Fandikana anglisy | [Provincial] a spearsman [Richardson 1885] | |
Teny iditra | fanalolahy (fanalo, lahy) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fandikana frantsay | très adroit [Abinal 1888] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |