Teny iditra fanamaintisana (mainty (inty))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana izay hahatonga mainty, fandokoana mainty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of blackening; shoe blacking [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'action de teindre en noir [1.3]
 Action de noircir; cirage pour souliers [1.8]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12