Teny iditra mainty (inty)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatra mitovy volo amin' ny arim-bilany, mifanohitra amin' ny fotsy: lamba mainty
¶ maizina dia maizina, maizim-pito: tao anatin' ny ali-mainty
Teny iray tarika: mainty ngaly ~ mainty ngilo ~ mainty ngizina ~ mainty piripiso ~ mainty piso ~ mainty vasoka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy black [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay noir [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mifanohi-kevitra 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko
Ohatra 
1Ao ny mainty, ao ny fotsy. [Andraina: I Vola, takila 67]
2ary ny mainty tsy azo fotsiana; [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 60]
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny mainty ity (7)
Ambalamainty
Ambatomainty
  Andranomainty
Fozamainty
  Maintimbato
Maintirano
  Ranomainty

Teny iditra mainty
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] maloto [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mainty
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy crotchet [3.1]
 quarter note [3.1]
Famaritana frantsay noire [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra mainty
Sokajin-teny mpamaritra
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Soratr'omby
Sary 

Teny iditra Mainty
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Niger [Baiboly]
Famaritana frantsay Niger [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Nigera
Teny nalaina 

2019/08/17