|
|
|
|

Teny iditra1  fanamarihana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] fisintonana ny saina amin-javatra maningana
famantarana manokana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] remarque
marquage
Ohatra  5  [4.27#] Misy fanamarihana tsy maintsy atao.
6  [2.285#] Ninianay tsy nasiana fanamarihana na fanontaniana izy.
7  [2.356#] Efa voan' ny fanamarihana momba io koa ny tenanay indray andro.
Fototeny  8  marika
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  fahamanirana, fahamarinana, fahamiranana, fanamarihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21