|
|
|
|

Teny iditra1  fanamarihana
Fototeny  2  marika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] fisintonana ny saina amin-javatra maningana
famantarana manokana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] remarque
marquage
Ohatra  6  Misy fanamarihana tsy maintsy atao. [4.27#]
7  Ninianay tsy nasiana fanamarihana na fanontaniana izy. [2.285#]
8  Efa voan' ny fanamarihana momba io koa ny tenanay indray andro. [2.356#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  fahamanirana, fahamarinana, fahamiranana, fanamarihana

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29