Teny iditra | fanamaroana (maro) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hahamaro [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de multiplier, de rendre nombreux [1.3] | |
Ohatra | Isan' ny vato misakana ny fanamaroana haingana ny sekoly eran' ny Nosintsika ny fananganana vatan-trano miezinezina.
[2.285] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |