|
|
|
|

Teny iditra1  fanamaroana
Fototeny  2  maro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanaovana izay hahamaro
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#435] L’action de multiplier, de rendre nombreux
Ohatra  6  Isan' ny vato misakana ny fanamaroana haingana ny sekoly eran' ny Nosintsika ny fananganana vatan-trano miezinezina. [2.285#]

Fivaditsoratra  7  famarananao, fanamaroana, namafaranao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21