Teny iditra fanamasina (masina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manamasina [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanamasina (masina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo hamasinina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31