Teny iditra fanambady (vady)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manambady
Azo alaina ho vady: Taranak' olona tsy fanambady ireny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière d’épouser
Qui est digne d'être épousé [1.3]
Ohatra Hataoko ahoana ny ho fanambady ny zanak' olona amin' ity karama-miaramila? [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16