|
|
|
|

Teny iditra1  fanambaniny
Sokajin-teny  2  anarana sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  3  [2.314] lafiny ambany indrindra
4  [1.1] Vody rindrina, vody andry: Misy triatra ny fanambanin' ity sarivato itỳ
Ny kibo, ny faritra ambany amin' ny tenan' ny biby, amin' ny zavatra: Zavatra maro tsy tambo isaina no any amin' ny fanambanin' ny ranomasina any
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] The lower part, the foundation, basis. The foundations of a house, or of any building; the bottom or under side of anything.
Ohatra  6  [2.332] Maitso tanora ny lokon' ny rindrina ary manga antitra ny fanambaniny.
Fototeny  7  ambany
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  fanambaniny, nifanambina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21