Teny iditra fanambara (ambara)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manambara [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanambara (ambara)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo ambara: Tsy fanambara ny vaovao toy ireny [Rajemisa 1985]

2009/02/23