Teny iditra | 1 fanambara |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manambara Azo ambara: Tsy fanambara ny vaovao toy ireny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#26] La chose dite, la manière de révéler |
Ohatra |
5 [4.27#] Miainga amin' izay rehetra voalaza teo izay, dia angatahin' ny ankolafiny manao sonia an' ity fanambara ity mba : Haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala; |
Fototeny | 6 ambara |
Fivaditsoratra | 7 fanabaram, fanambara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |