Teny iditra | fanambinana (ambina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Vintana tsara avy amin' ny lahatra Tsodrano, fitahiana avy amin' Andriamanitra: Fanambinana lehibe ny nahavitanao fianarana talohan' ny ady [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Good fortune [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Prospérité, la chance [1.8] | |
Ohatra | Fa fitahiana sy fanambinana avy aminy no ahefana manolotra.
[2.59] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fanambinana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |