Teny iditra fanambiny (tamby)
Sokajin-teny anarana fanambina sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana fa raikitra ny fanekena ifanaovana: Fanambiny ny antsika (raikitra ny fanekentsika) [1.1]

Teny iditra fanambiny (ambina)
Sokajin-teny anarana fanambina sy mpisolo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31