Teny iditra fanamby (tamby)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manamby, manakarama
¶ Fanekena ifanaovan' olona roa na maro izay samy manana ny filazany avy momba ny zavatra iray, ka izay voaporofo fa manana ny diso dia manome vola na manao zavatra ho an' ilay nanana ny marina: Andeha hanao fanamby isika fa amin' ny telo no ho tonga ny fiaramanidina fa tsy amin' ny dimy
¶ Ny vola omena amin' io fanekena io raha resy: Ohatrinona ny fanombintsika fa tsy maintsy ho afa-panadinana aho? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [Mod. s. from manamby (tamby).] Laying wagers, betting. [Richardson 1885]

Teny iditra fanamby (tamby)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy azo tambazana [Rajemisa 1985]

2009/02/23