Teny iditra fanameaña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Fidirana, varavarana, famonjena: Papango maname taim-borake ko sy misy hena dia mipetraka [1.78]

Teny iditra fanameana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Tanala] (de tamy : qui est sur le point d'arriver ; forme relative amiana ou ameana). Porte bohneur. Les ombiasy en fond un grand commerce. Il est probable que l' amiana a joué autrefois le même rôle de plante magique en Imerina. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31