Teny iditra fanamelohana (meloka (heloka))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay La courbure [1.3]

Teny iditra fanamelohana (meloka (heloka))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filazana ho meloka araka ny didim-pitsarana; fanasaziana, sazy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La culpabilité [1.3]
Ohatra 
1Ny fanamelohana an- tranomaizina mpanao gazety? [4.27]
2izay manohitra ny asany dia hahazo fanamelohana; [2.588]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23