Teny iditra |
meloka
(heloka)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Crooked [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Courbe [1.3, 1.8]
|
Ohatra | ny hazo meloka aza tambinana;
[2.69]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
meloka
(heloka)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka, [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Guilty, criminal, sinful [1.2]
|
| Guilty [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Coupable [1.3, 1.8]
|
Ohatra |
1 | Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka.
[2.508]
|
2 | koa raha misy manao izany, ataoko namany ny meloka.
[2.654]
|
3 | Fa raha meloka amy ny heloka, dia atao tadimody, ary dia ny havana hiany no mamono azy.
[2.48]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
meloka
(heloka)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
tezitra
[1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | Angry, displeased [1.2]
|
|
Teny iditra |
Melòka
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Malluch [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Malluk [2.996]
|
Ohatra | Benjamina, Meloka, Samariasa;
[2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|