Teny iditra fanamiana (amy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitafiana omban-dravaka milaza ny voninahitr' ilay mitondra azy ary fitondra amin' ny andro malaza: Nanao ny fanamiany marevaka ny mpiasam-panjakana ambony tamin' Ray fanasan' ny Filohan' ny Nosy
Karazan' akanjo manokana ho an' ny antokon' olona iray: Misy sarin' elatra ny fanamian' ny mpamory fiaramanidina [1.1]
  [Bezanozano] Fitafiana [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A uniform [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'uniforme [1.8]
Ohatra 
1I Masindahy François de Sales, eveka izatsy manao fanamiana mahafinaritra izatsy. [2.470]
2Mitsaoha an'ny Tompo amin'ny fanamiana masina. [2.996]
Kamban-teny 

Teny iditra fanamiana (tamy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay L'action d'attaquer une maison, un village, de voler, le lieu, la cause [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20