Teny iditra fanamory (hamory)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manamory, mamily
¶ Ny fivoy mamily ny lakana
¶ Familian-tsambo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a rudder, or anything used for the same purpose. See mpamory. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] gouvernail. [David: Dialectes (takila F)]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31