Teny iditra | hamory | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Familiana sambo na fiara (fiarakodia, fiaramanidina...) amin' izay tiana handehanany. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | [Tankarana] gouvernail [David 1952 (takila H)] | |||
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | |||
Sampanteny |
| |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny hamory io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |