|
|
|
|

Teny iditra1  fanampiana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vonjy, famonjena
Vola omena olona, izay tsy azo atao hoe karama satria tsy vidin' ny asa ataony, fa entina manohana azy fotsiny amin' ny fivelomany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] help
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] aide, secours
6  [1.13] aide
Fototeny  7  ampy
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11