|
|
|
|

Teny iditra1  fanampiana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  ampy
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Vonjy, famonjena
Vola omena olona, izay tsy azo atao hoe karama satria tsy vidin' ny asa ataony, fa entina manohana azy fotsiny amin' ny fivelomany
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.7] help
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.8] aide, secours
10  [1.13] aide

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10