Teny iditra fanampina (tampina)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manampina, manentsina
Azo tampenana [1.1]
Ohatra Raha azo atao dia omeo fanampina zinc ny zazakely na zaza voan'ny aretim-pivalanana [2.424]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14