Teny iditra | fananahana (anaka) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Organa izay itomboan' ny zaza na ny zana-biby vao torontoronina ao an-kibon-dreniny [1.1] | |||
Fampitomboana taranaka [1.13] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Mod. s. from manananaka (anaka).] The womb. [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | La matrice [1.3] | |||
[Tankarana] Matrice, utérus. Rac. Anaka. [1.19] | ||||
Reproduction [1.13] | ||||
Voambolana | Haiaina | |||
Kamban-teny |
| |||
Mpanahaka | fananahana tsy mila tsiry | |||
Fivaditsoratra | fanahanana, fananahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |