Teny iditra | 1 fananahana |
Fototeny | 2 anaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Organa izay itomboan' ny zaza na ny zana-biby vao torontoronina ao an-kibon-dreniny 5 [1.13] fampitomboana taranaka |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] [Mod. s. from manananaka (anaka).] The womb. |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] la matrice 8 [1.19] [Tankarana] matrice, utérus. Rac. Anaka. 9 [1.13] reproduction |
Voambolana |
10 Haiaina |
Mpanahaka | 11 tranon-jaza, vohoka, fananahanatsymilatsiry |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 14 fanahanana, fananahana, hanafanana, nanafahana, nanahafana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |