Teny iditra (1/3) | 1 fananana |
Fototeny | 2 anana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana...; harena [1.1] 5 harena noharin'ny tena na nolovaina [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 Possessions, property [1.2, 1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 ce qu'on possède, propriété [1.8] 8 patrimoine, biens [1.13] |
Ohatra |
9 Kanety telo no mba fananana. [1.232#] 10 Tsy fananana va ny zanany maro? [2.270#] 11 Notoroan-tsy mba zaka è ka lany fananana! [2.69#] |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
16 Randzavola: fananana ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/3) | 17 fananana |
Fototeny | 18 hana |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 Fakana na fisamboram-bola misy zanany [1.1] |
Teny iditra (3/3) | 21 fanañaña |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
23 hadisoam-panantenana [Taisaka]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 24 fananana, fanañaña, fananana, fanañaña |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |