|
|
|
|

Teny iditra1  fananarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanaovana na fanipazana torohevitra; fanoroana izay tokony hatao: Henoy ny fananaran' ny ray aman-dreny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] admonition, advice; reproach, a reprimand
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] conseil; réprimande
Fototeny  6  anatra

Fivaditsoratra  7  fananarana, fanaranana, nanafarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21