|
|
|
|

Teny iditra1  fanandevozana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fampiasana olona ho toy ny mpanompo tsy manana ny zo maha-olona afaka azy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the act of enslaving; cf. fahandevozana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] action de réduire en esclavage ou de traiter en esclave, le service des esclaves
6  [1.8] action de réduire en esclavage; cf. fahandevozana
Ohatra  7  [2.472] Betsaka ny Malagasy no nihevitra fa vitan' izay ny fanandevozana azy.
8  [2.996] sy hanafahany an'izay rehetra niharan'ny fanandevozana nandritra ny andro rehetra niainany noho ny tahotra ny fahafatesana.
Fototeny  9  andevo
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02