|
|
|
|

Teny iditra1  fanandevozana
Fototeny  2  andevo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fampiasana olona ho toy ny mpanompo tsy manana ny zo maha-olona afaka azy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the act of enslaving; cf. fahandevozana
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] action de réduire en esclavage ou de traiter en esclave, le service des esclaves
7  [1.8] action de réduire en esclavage; cf. fahandevozana
Ohatra  8  Betsaka ny Malagasy no nihevitra fa vitan' izay ny fanandevozana azy. [2.472]
9  sy hanafahany an'izay rehetra niharan'ny fanandevozana nandritra ny andro rehetra niainany noho ny tahotra ny fahafatesana. [2.996]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02