Teny iditra | fanandratra (sandratra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manandratra Azo asandratra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut placer haut, celui qui mérite d’être élevé, manière d'élever [1.3] | |
Ohatra | Ary hataoko ahoana no fanandratra ny tavako eo imason' i Joaba rahalahinao?
[2.996] | |
Fivaditsoratra | fanandratra, fandratrana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |