Teny iditra | fanangany (tsangana) | |
Sokajin-teny | anarana fanangana sy mpisolo | |
Fanazavàna teny malagasy | Nofon-kena malemy voahodidina taolana ao amin' ny soroky ny omby [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Rel. s. from manangana (tsangana), with suffix pronoun.] The shoulder bone of cattle. [1.2] | |
Tovy hevitra | fanangana | |
Fivaditsoratra | fanangany, fanginana, faningana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |