Teny iditra tsangana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fijoroana; ny bika eo am-pijoroana; haavo; halava hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha. [1.1]
Ohatra izaho Rangoriketakinilandy
tsy maty aho fa malazo
nandre ny fingodon'ny omby
viliabe tsara tsangana
vilia fotsy endriky ny trano
itozotozoy ihany aho
fa jiafotsy ny lambako
[2.131]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra tsangana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Bâton
Diagramme en bâtons [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/12/30