Teny iditra | 1 fanangany |
Sokajin-teny | 2 anarana fanangana sy mpisolo |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Nofon-kena malemy voahodidina taolana ao amin' ny soroky ny omby |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Rel. s. from manangana (tsangana), with suffix pronoun.] The shoulder bone of cattle. |
Fototeny | 5 tsangana |
Tovy hevitra | 6 fanangana |
Fivaditsoratra | 7 fanangany, fanginana, faningana, faningàna, nafingana, nifangana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/14 |
![]() |