Teny iditra | 1 fanange |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
fatidra 4 [1.13] fanorenana na fanamafisam-pihavanana amin'ny alalàn'ny fifampihinanan-dra sy fifampitsitsihana; na antsoina koa hoe fatidra na sakarivo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.82] [Taisaka]
serment du sang 6 [1.13] alliance par le sang |
Fototeny | 7 tange |
Mpanahaka | 8 fati-dra, sakarivo |
Fivaditsoratra | 9 fanange, fañengà, fanenga, fengana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30 |
![]() |