Teny iditra sakarivo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] sakamalao [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] sakamalao: Sakarivo natao odi-vajañ': sady fañafody hañitrañitra [Rakotosaona 1975]
 anaran-kafa ilazana ny sakamalao [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy ginger [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay gingembre [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
 comme sakamalao [Abinal 1888]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra fakamalao ~ sakaitany ~ sakamalao ~ sakamalaho
Teny nalaina 

Teny iditra sakarivo
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay alliance par le sang [SLP 1986]
Mpanahaka  fanange ~ fati-dra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31