Teny iditra fananimpitoloha (fanany, fito, loha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fananina izay voalaza fa fito ny lohany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Serpent fabuleux à sept têt [...] [tohiny 1.54]
Ohatra 
1ary inoan' ny olona sasany fa manan-doha fito izy, ka izany no anaovana azy hoe fananimpitoloha. [2.69]
2Nisy izany fananimpitoloha izany tao Matitanana nampangorohoro ny Onjatsy ka Ramakararo no nandresy io Fananimpitoloha io noho ny herin' ny odiny. [2.508]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31