Teny iditra | 1 fananimpitoloha |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Singan-teny | 3 fanany, fito, loha |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fananina izay voalaza fa fito ny lohany |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.54] serpent fabuleux à sept têtes, comme l'hydre |
Ohatra |
6 [2.69] ary inoan' ny olona sasany fa manan-doha fito izy, ka izany no anaovana azy hoe fananimpitoloha.
7 [2.508] Nisy izany fananimpitoloha izany tao Matitanana nampangorohoro ny Onjatsy ka Ramakararo no nandresy io fananimpitoloha io noho ny herin' ny odiny. |
Voambolana | 8 Finoana |
Tsipelina hafa | 9 fananompitoloha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |