Teny iditra fananontanona (tanontanona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny zavatra mananontanona, manatona mampatahotra, mitatao efa mby hamely: Tsy hay lazaina ny tahony tamin' ny fananofltanon' ilay zavatra nihatra taminy [Rajemisa 1985]

2009/02/23