Teny iditra | tanontanona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny olona mipetrapetraka eo akaikin' olona mihinana, ka toa mitsiriritra izay haniny, na olona tonga fotsiny hijerijery fa tsy hanao inona na inona [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | ontanontana, tanontanona, tonantonana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |